Word:

japoney

Number of occurrences: 27 Rank: 1,863 Frequency class: 12

See also: japôney, Japoney, Japôney

Examples

  • Lasa nanafika ny Commonwealth an'i Filipina ary ny India Atsinanana Nerlandey ny tafika imperialy japoney. (mg.wikipedia.org, collected on 14/06/2018)
  • Noho ny japoney manana soson'indrana maro dia maro ny fomba famakiana kanji iray amin'ny teny japoney. (mg.wikipedia.org, collected on 12/12/2018)
  • Noho ny japoney manana soson'indrana maro dia maro ny fomba famakiana kanji iray amin'ny teny japoney. (mg.wikipedia.org, collected on 12/12/2018)
  • Hosoratana amin'ny alalan'ilay soratra sinoa ny indran-teny japoney avy amin'ny teny sinoa. (mg.wikipedia.org, collected on 12/12/2018)
  • Rehefa mora ny firafitra ara-banintenin'ireo fiteny izay mampiasa silabera, ny silabera no tsara ampiasaina : ny fiteny japoney ohatra mampiasa silabera miaraka amin'ny soratra lôgôgrafika. (mg.wikipedia.org, collected on 08/03/2021)
  • Ao amin'ny fiteny ôkinawanina maoderina, izay nofaritan'ny governemanta japoney ho fitenim-paritra Japoney, ny katakana sy hiragana dia matetika ampiasaina hanoratana ny teny ôkinawanina, saingy mbola ampiasaina ihany ny litera Sinoa. (mg.wikipedia.org, collected on 12/12/2018)
  • Nodinihana ireo fitoviana amin'ny teny japoney. (mg.wikipedia.org, collected on 06/10/2015)
  • Ny か amin'ny hiragana na か amin'ny katakana dia vaninteny iray ao amin'ny « abidy » japoney voasokajy amin'ny kana. (mg.wikipedia.org, collected on 07/03/2013)
  • Nampiasaina tamin'ny atontan-taratasy ara-panjakana tokoa ny teny koreanina alohan'ny nanjanahan'ny japoney an'i Korea. (mg.wikipedia.org, collected on 06/10/2015)
  • Amin'ny fiteny hafan'ny sinôsfera, ny soratra sinoa dia ampiasaina amin'ny fanoratana ireo indran-teny avy amin'ny teny sinoa, izany dia marina ho an'ny teny japoney. (mg.wikipedia.org, collected on 12/12/2018)

Words occurring in the Same Sentence

teny (88), sinoa (69), kanji (49), hiragana (43), fanoratana (36), fomba (32), fiteny (32), koreanina (31), matetika (28), ireo (21), Rehefa (20), amin'ny (18), ampiasaina (18), iray (16), ihany (14), izay (13), avy (10), na (7.2), sy (6.9)
teny (66), fiteny (33)

Word graph

example graph